Efa Nahita ny Famonjenao (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia A
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, tononkira.serasera.org ny hiantso ny anaranao
Dia tsy mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny yalnbeh rànao manadio manafaka
Ny ota znkpio tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao ektxzva Kalvary
No ataonay rehareha ety
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, tononkira.serasera.org ny hiantso ny anaranao
Dia tsy mbola nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny yalnbeh rànao manadio manafaka
Ny ota znkpio tsy hanapaka
2- Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao ektxzva Kalvary
No ataonay rehareha ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RojoArivelo11
Date : 16/03/2026 08:09
