Efa Nahita ny Famonjenao (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia A
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny rgsn anaranao
Dia tsy mbola xvsyit nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy ktoinmi hanapaka
2- tononkira.serasera.org Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Ka tsy ho haiko ny tsy hanambara
Fa ianao Jesoa, nisolo voina anay
Nivesatra ny helokay ianao
Ny masoko, nahita ny famonjenao
Fa ianao jesoa, tsy mbola nanadino
Na tsy mendrika aho, ny hiantso ny rgsn anaranao
Dia tsy mbola xvsyit nolavinao
1- Tsy diso anjara famonjena re
Izahay Jesoa miaraka aminao
Ny rànao manadio manafaka
Ny ota tsy ktoinmi hanapaka
2- tononkira.serasera.org Tsy diso anjara fanavotana
Izahay Jesoa miantoraka aminao
Ny hazo fijalinao tao Kalvary
No ataonay rehareha ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 296
Likes : 0 Like
Created by : RojoArivelo11
Date : 16/03/2026 08:09
