AZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao zao ambarako izao irvlant (2)
Izy no ilay mahery nanavotr’antsika very MAHERY
Izy no lay mpanjaka fitiavana lyvuvq lalimpaka Mpanjaka
Iza ary zany
Izy no mofon’aina sakafo mamelon’aina tononkira.serasera.org Mofon’aina ô ô
Izy no lay mahery Izy no mofon’aina
Iza ary zany raha fantatrao
Azy ny fahefana
Azy ny fanjakana
Azy ny famonjena
Nef’Izy nanetry tena
Noho izaho noho ianao noho isika rehetr’izao
Tonony sy kdib feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:49