AZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha fantatrao zao ambarako izao (2)
Izy no ilay mahery nanavotr’antsika very MAHERY
Izy no lay mpanjaka fitiavana lalimpaka Mpanjaka
Iza ary zany
Izy no mofon’aina sakafo apukc mamelon’aina Mofon’aina kixvrdn ô ô
Izy no lay mahery Izy no mofon’aina
Iza ary zany raha fantatrao

Azy ny fahefana
Azy ny omgigqjl fanjakana
Azy ny famonjena
Nef’Izy nanetry tena
Noho izaho noho ianao tononkira.serasera.org noho isika rehetr’izao


Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596