AZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza raha glrx fantatrao zao ambarako izao (2)
Izy no ilay mahery nanavotr’antsika very MAHERY
Izy no lay mpanjaka fitiavana lalimpaka Mpanjaka
Iza ary zany
Izy no tononkira.serasera.org mofon’aina sakafo mamelon’aina Mofon’aina ô ô
Izy no lay mahery Izy no wadyvri mofon’aina
Iza ary zany raha fantatrao
Azy lpgkoe ny fahefana
Azy ny fanjakana
Azy ny famonjena
Nef’Izy nanetry tena
Noho izaho noho ianao noho isika rehetr’izao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:49