RANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ny rano mahalasa vinany
Misy ny rano tononkira.serasera.org mody mampitomany
Sady amin’izay toa mampihivingivin-doha
Sotroina ihany na dia tsy mahasoa

Rano tsy mahasalama
Rano mahatonga vavana
Rano izay mampirehareha
Ka mampiova fandeha

Misy ny rano tena sarotra atelina
Misy ny rano tena mahadomelina
Izay mampatory mampandry an-tatatra foana
Ka dia any an-kady mifanao fotoana

Rano manimba tempoly
Rano mahatonga devoly
Rano mampanjary sahisahy
Ka be ny fakam-panahy

Fa inona anefa wcaw izany rano izany e?
Ny zagw TOAKA e!
Inona a ?!?
Ny TOAKA hoy aho fa ianao koa ouh!
Tena taraiky qdalwita be aho izany

JESOA ihany no hamoaka
Hanafaka anao amin’ny toaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 2626
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/05/2005 01:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352