RANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy qwpkqc ny rano mahalasa vinany
Misy ny rano mody mampitomany
Sady tononkira.serasera.org amin’izay toa mampihivingivin-doha
Sotroina ihany na dia gjqf tsy mahasoa

Rano tsy mahasalama
Rano mahatonga vavana
Rano izay mampirehareha
Ka mampiova fandeha

Misy ny rano tena sarotra atelina
Misy ny rano tena mahadomelina
Izay mampatory mampandry an-tatatra foana
Ka dia any an-kady mifanao fotoana

Rano manimba tempoly
Rano mahatonga devoly
Rano mampanjary sahisahy
Ka be ny fakam-panahy

Fa inona anefa izany rano izany e?
Ny TOAKA e!
Inona a ?!?
Ny TOAKA hoy aho fa ianao koa ouh!
Tena taraiky be aho izany

JESOA ihany no hamoaka
Hanafaka drzxqa anao amin’ny toaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Hits : 2625
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/05/2005 01:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319