MANKANESA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty yewt Amiko
Ianareo izay miasa fatratra
F’izao no hanome
Hanome anareo fitsaharana
Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy hespccpa fanahy
Sady ermkw tononkira.serasera.org tsy miavona
Ianareo izay miasa fatratra
F’izao no hanome
Hanome anareo fitsaharana
Ento ny ziogako ka mianara Amiko
fa malemy hespccpa fanahy
Sady ermkw tononkira.serasera.org tsy miavona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 3064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 04:54
