Manankarena (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ysck Manankarena famindram-po Ianao
Ry Raiko o! zay any an-danitra
Ny heloka ny ota nankafizinay
Tsy nahasakana ny fitiavanao
Indro Jesosy tonga ptots hamonjy
Nafoinao ho anay ho qlybne sorona
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Manankarena famindram-po Ianao
Ry Raiko o! mpamorona tononkira.serasera.org anay
Leferinao ny ditra sy hadalanay
Fitiavana no he! nasetrinao
Tsy sitrakao ho very izahay
Nirahinao Jesoa ho avotray
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Ry Raiko o! zay any an-danitra
Ny heloka ny ota nankafizinay
Tsy nahasakana ny fitiavanao
Indro Jesosy tonga ptots hamonjy
Nafoinao ho anay ho qlybne sorona
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
Manankarena famindram-po Ianao
Ry Raiko o! mpamorona tononkira.serasera.org anay
Leferinao ny ditra sy hadalanay
Fitiavana no he! nasetrinao
Tsy sitrakao ho very izahay
Nirahinao Jesoa ho avotray
Manankarena famindram-po
Ianao Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2623
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 05:17
