Jesoa no torio (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin' ny atao rehetra
Eo amin'ny fiainanao
Tsy misy tikjhd afa-tsy Jesoa,
Azo ianteherana
Amin'ny atao rehetra
Kristy Jesoa no torio
Meteza re hijoro ho hfljv vavolombelony
Na oiuhc inona hataonao
N'aiza no aleha
Ny toetranao,ny fombanao
Tsy misy rehareha
Ny tononkira.serasera.org fihetsikao,fiteninao
Hi fianarana
'Zany ny hoe:
Mitory an'i Kristy
Amin'ny atao
Eo amin'ny fiainanao
Tsy misy tikjhd afa-tsy Jesoa,
Azo ianteherana
Amin'ny atao rehetra
Kristy Jesoa no torio
Meteza re hijoro ho hfljv vavolombelony
Na oiuhc inona hataonao
N'aiza no aleha
Ny toetranao,ny fombanao
Tsy misy rehareha
Ny tononkira.serasera.org fihetsikao,fiteninao
Hi fianarana
'Zany ny hoe:
Mitory an'i Kristy
Amin'ny atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 29/01/2016 19:28
