Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa no torio (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin' ny atao rehetra
Eo amin'ny fiainanao
Tsy misy afa-tsy Jesoa,
Azo ianteherana
Amin'ny atao rehetra
Kristy Jesoa no torio
Meteza re hijoro ho vavolombelony
Na xsrgzwbj inona hataonao
N'aiza no aleha
Ny toetranao,ny fombanao
Tsy misy rehareha
Ny fihetsikao,fiteninao
Hi fianarana
'Zany ny olofm hoe:
Mitory tononkira.serasera.org an'i Kristy
Amin'ny lppazxzs atao
Eo amin'ny fiainanao
Tsy misy afa-tsy Jesoa,
Azo ianteherana
Amin'ny atao rehetra
Kristy Jesoa no torio
Meteza re hijoro ho vavolombelony
Na xsrgzwbj inona hataonao
N'aiza no aleha
Ny toetranao,ny fombanao
Tsy misy rehareha
Ny fihetsikao,fiteninao
Hi fianarana
'Zany ny olofm hoe:
Mitory tononkira.serasera.org an'i Kristy
Amin'ny lppazxzs atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1591
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 29/01/2016 19:28
