FANOLORANTENA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo o manaky aho fa hanaradia Anao
tsy mora anefa izany
hazo owylhqi fijaliana tononkira.serasera.org hatrany
ady no sedraiko Ianao no antenaiko
ka dia hampahery
fa tsy mba hiady irery
2.Zao no xixeg faniriako
ho fitaovam piadiko
hampandresy ahy hatrany
dia finoako Anao izany
omeo hery aho ry Ray
hijoro tsara amin izay
zay tena sitrakao aseoy
sy tanteraho
ref: ahfwsd TOMPO O INTY AHO
MANOLO TENA HOANAO
TOMPO O RAISO AHO
NA DIA TSY MENDRIKA
tsy mora anefa izany
hazo owylhqi fijaliana tononkira.serasera.org hatrany
ady no sedraiko Ianao no antenaiko
ka dia hampahery
fa tsy mba hiady irery
2.Zao no xixeg faniriako
ho fitaovam piadiko
hampandresy ahy hatrany
dia finoako Anao izany
omeo hery aho ry Ray
hijoro tsara amin izay
zay tena sitrakao aseoy
sy tanteraho
ref: ahfwsd TOMPO O INTY AHO
MANOLO TENA HOANAO
TOMPO O RAISO AHO
NA DIA TSY MENDRIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1729
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 16:17
