FANOLORANTENA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo o manaky aho fa hanaradia Anao
tsy mora anefa izany
hazo fijaliana hatrany
ady no sedraiko Ianao no antenaiko
ka dia hampahery
fa tsy mba hiady irery

2.Zao no faniriako
ho fitaovam piadiko
hampandresy ahy hatrany
dia finoako Anao izany
omeo hery aho ry Ray
hijoro tsara amin izay
zay tena sitrakao aseoy
sy tanteraho

ref: TOMPO O INTY AHO
MANOLO TENA HOANAO
TOMPO O RAISO AHO
NA DIA TSY MENDRIKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 1084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ralhforce
Date : 13/07/2018 16:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0707