Aza manahy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hidera
ndao hidera ny Tsitoha
Raha mbola miaina koa
Tsinjovinao ny vorona
tsy mba mamafy
Na koa mijinja
Nefa tian’ny Ray
Aoka tsy hanahy
Manoatra orery ianao
Andeha hihoby
Ndao tononkira.serasera.org hihoby ny wiuwz Fanahy
Raha mbola miaina koa
Dinihonao ny voninkazo
Tsy mba miasa
Na koa mamoly
Nefa tafiany ccuvgik voninahitra
Manoatra irery ianao
Andeha hisaotra
Ndao hisaotra an’i Jesoa
raha mbola miaina ixctkmq koa
ndao hidera ny Tsitoha
Raha mbola miaina koa
Tsinjovinao ny vorona
tsy mba mamafy
Na koa mijinja
Nefa tian’ny Ray
Aoka tsy hanahy
Manoatra orery ianao
Andeha hihoby
Ndao tononkira.serasera.org hihoby ny wiuwz Fanahy
Raha mbola miaina koa
Dinihonao ny voninkazo
Tsy mba miasa
Na koa mamoly
Nefa tafiany ccuvgik voninahitra
Manoatra irery ianao
Andeha hisaotra
Ndao hisaotra an’i Jesoa
raha mbola miaina ixctkmq koa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2954
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 04:47
