Aza manahy (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hidera
ndao hidera ny Tsitoha
Raha mbola miaina koa
Tsinjovinao ny vorona
tsy mba mamafy
Na koa heqs mijinja
Nefa tian’ny Ray
Aoka tsy dozlz hanahy
Manoatra orery ianao
Andeha hihoby
Ndao hihoby ny Fanahy
Raha mbola miaina koa
Dinihonao ny voninkazo
Tsy mba miasa
Na koa mamoly
Nefa tafiany voninahitra
Manoatra irery tononkira.serasera.org ianao
Andeha hisaotra
Ndao hisaotra an’i Jesoa
raha mbola miaina koa bzhjgipq
ndao hidera ny Tsitoha
Raha mbola miaina koa
Tsinjovinao ny vorona
tsy mba mamafy
Na koa heqs mijinja
Nefa tian’ny Ray
Aoka tsy dozlz hanahy
Manoatra orery ianao
Andeha hihoby
Ndao hihoby ny Fanahy
Raha mbola miaina koa
Dinihonao ny voninkazo
Tsy mba miasa
Na koa mamoly
Nefa tafiany voninahitra
Manoatra irery tononkira.serasera.org ianao
Andeha hisaotra
Ndao hisaotra an’i Jesoa
raha mbola miaina koa bzhjgipq
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2955
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/05/2005 04:47
