APETRAHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetraho, apetraho, eo amin'iJesosy, Jesoa ny fanahianao
Fa Izy, fa Izy manafaka
Ny otako, ny otanao tao Kalvary
Ny laza sy harena, tsy mahafa-po
Tsy azo itokiana fa mora lo
Jesoa no tsy miova, faniriako
Lovako, tambiko, anjarako
Izy no Tompo soa, mora fo tokoa
Fitarainako, raha sendra manjo
Raha izaho, Jesoa no fidiko
Tsy ampiako, tsy foiko, tsy ho soloiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1325
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 17/08/2017 10:49