APETRAHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetraho, apetraho, eo amin'i
Jesosy, closc tononkira.serasera.org Jesoa ny fanahianao
Fa Izy, fa Izy manafaka
Ny otako, ny otanao tao Kalvary
Ny laza sy exqyf harena, tsy mahafa-po
Tsy azo itokiana fa mora lo
Jesoa no tsy miova, faniriako
Lovako, tambiko, anjarako
Izy no Tompo soa, mora fo tokoa
Fitarainako, raha sendra manjo
Raha izaho, Jesoa no fidiko
Tsy ampiako, tsy foiko, tsy ezqbvm ho soloiko
Jesosy, closc tononkira.serasera.org Jesoa ny fanahianao
Fa Izy, fa Izy manafaka
Ny otako, ny otanao tao Kalvary
Ny laza sy exqyf harena, tsy mahafa-po
Tsy azo itokiana fa mora lo
Jesoa no tsy miova, faniriako
Lovako, tambiko, anjarako
Izy no Tompo soa, mora fo tokoa
Fitarainako, raha sendra manjo
Raha izaho, Jesoa no fidiko
Tsy ampiako, tsy foiko, tsy ezqbvm ho soloiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 1773
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:49
