JESOSY AVAO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay zovy izany feo manakoako hoe
Njao any ho any!
Feo tsy aiko hoe avy aiza nefa mahay ny anarako lwkhhxrf eh
Eh tantarao!
Hafahafa ity izy miantso ahy manao hoe avy
Oay toa tsara ery
Lasany any oa ny tononkira.serasera.org saiko ny foko feno fitia
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Hitako ilay tsara ka tisnzqvw tsy hamelako re
Fa manja!
Antso iray no nanova ahy mandrakizay eh
Arabaina ianao!
Raha tojo anao Izy anio avy dia valio
Aza mihanahana!
F’isika hiara hihira ny famonjena anio
Soa soa eh!
Soa dbxoqj soa ah! x4
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Jesosy avao x6

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-RayVangy : 2158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 09:35