JESOSY AVAO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay zovy izany feo manakoako hoe
Njao any ho any!
Feo tsy aiko hoe avy aiza nefa mahay ny anarako eh
Eh tantarao!
Hafahafa ity izy miantso ewdpjd ahy manao hoe avy
Oay toa tsara ery
Lasany any oa ny saiko ny foko rrer feno fitia
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Hitako ilay tsara ka tsy hamelako re
Fa manja!
Antso iray no nanova ahy mandrakizay tononkira.serasera.org eh
Arabaina ianao!
Raha tojo anao Izy ijbzapf anio avy dia valio
Aza mihanahana!
F’isika hiara hihira ny famonjena anio
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Jesosy avao x6

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 2230
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:35