TSARA IANAO JESOA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha feno hafaliana ianao
raha mahomby izay rehetra hatao
aza adino fa Jesoa no ao
Lalan-tsara no hizoranao
raha mazava ny fijerinao
aza adino ybnsod fa Jesao no ao
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Ny momba anao mihatsara hatrany
ny ankohonanao torak’izany
ny sandriny mahery no miahy
Fitahiam-be tsy takatra
Fitantanana miavaka
Tiany ianao, tiany loatra
Toa mamiratra, tyfcpfmb toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Mahaiza ufjon misaotra sy mankatoa ianao
Fa tiany loatra hatrizay ka hatramin’izao
Tsy nanan-kery aminao ny fatorana
Satria ianao no antsoina hoe afaka
Anio, anio androany, lazao Jesoa fa ianao koa tia azy
Omeo azy izay rehetra momba anao
Voninahitra aman-daza
Tsara tononkira.serasera.org Ianao Jesao, Tsara Ianao…
Misaotra Ray
raha mahomby izay rehetra hatao
aza adino fa Jesoa no ao
Lalan-tsara no hizoranao
raha mazava ny fijerinao
aza adino ybnsod fa Jesao no ao
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Ny momba anao mihatsara hatrany
ny ankohonanao torak’izany
ny sandriny mahery no miahy
Fitahiam-be tsy takatra
Fitantanana miavaka
Tiany ianao, tiany loatra
Toa mamiratra, tyfcpfmb toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Mahaiza ufjon misaotra sy mankatoa ianao
Fa tiany loatra hatrizay ka hatramin’izao
Tsy nanan-kery aminao ny fatorana
Satria ianao no antsoina hoe afaka
Anio, anio androany, lazao Jesoa fa ianao koa tia azy
Omeo azy izay rehetra momba anao
Voninahitra aman-daza
Tsara tononkira.serasera.org Ianao Jesao, Tsara Ianao…
Misaotra Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-RayVangy : 1422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 09:36
