FITIAVANA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no cdqpg fotoana natokana hiderana
hanandratanay ny Anaranao fobvly lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho Anao
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
Dieny izao mandrosoa fa tononkira.serasera.org aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera
Fi – Fitiavana
No niantsoana xbefy anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
hanandratanay ny Anaranao fobvly lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho Anao
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
Dieny izao mandrosoa fa tononkira.serasera.org aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera
Fi – Fitiavana
No niantsoana xbefy anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-RayVangy : 1423
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 11:04
