VAVAKA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô! Mangataka izahay
Ny hitahianao izato fiainanay
Fa fahoriana, fijaliana no iainanay
Ka mila anao hanafaka anay
Isan’andro toa ory lalandava
Miezaka aho ny kupwi ho faly ka okflh manoka-bava
Miantso anao, manompo ihany koa
Fa mila vonjy aminao ry Tompo soa
Mangatak’izahay cyigf miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ireo adalana, fanenjehana mandrava
Ireo ditra mahadomelina izay tononkira.serasera.org mangeja
Esory re, ravao ihany koa
Tsy hasakana ny fanompoana Anao Tsitoha
Ka dia matoky izahay ry Ray
Fa ho vimbininao izato fiainanay
Ka ny asan’ny satana mitady hamingana
Efa resy, efa rava ringana
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ny hitahianao izato fiainanay
Fa fahoriana, fijaliana no iainanay
Ka mila anao hanafaka anay
Isan’andro toa ory lalandava
Miezaka aho ny kupwi ho faly ka okflh manoka-bava
Miantso anao, manompo ihany koa
Fa mila vonjy aminao ry Tompo soa
Mangatak’izahay cyigf miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
Ireo adalana, fanenjehana mandrava
Ireo ditra mahadomelina izay tononkira.serasera.org mangeja
Esory re, ravao ihany koa
Tsy hasakana ny fanompoana Anao Tsitoha
Ka dia matoky izahay ry Ray
Fa ho vimbininao izato fiainanay
Ka ny asan’ny satana mitady hamingana
Efa resy, efa rava ringana
Mangatak’izahay miantso Anao ry Tompo
Fenoy fifaliana re ny fiainanay
Ireo eso latsa fitsapana mitady handoto
Tsy hankivy fa hampiroso sy hampiray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:34
