JESOSY AVAO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay zovy izany feo manakoako hoeNjao any ho any!
Feo tsy aiko hoe avy aiza nefa mahay ny anarako eh
Eh tantarao!
Hafahafa ity izy miantso ahy manao hoe avy
Oay toa tsara ery
Lasany any oa ny saiko ny foko feno fitia
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Hitako ilay tsara ka tsy hamelako re
Fa manja!
Antso iray no nanova ahy mandrakizay eh
Arabaina ianao!
Raha tojo anao Izy anio avy dia valio
Aza mihanahana!
F’isika hiara hihira ny famonjena anio
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Soa soa eh!
Soa soa ah! x4
Jesosy avao x6
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1639
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:35