APETRAKO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô apetrako Aminao ny fiainako
Ireo edgn taraina ny alaeloko hatrizay
Itanao tsy misy miafina Aminao
Ireo tebiteby, fahoriana, vesatra
Mila tononkira.serasera.org ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa pdbd ô tahio i dada, Neny, zandriko
Zoky malalako, ilay mpanoro hevitra ahy
Kasio ny tananao ny fony hitodika
Hatsiaro ilay fitia prjmdq madio sy marina
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô x4
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Ireo edgn taraina ny alaeloko hatrizay
Itanao tsy misy miafina Aminao
Ireo tebiteby, fahoriana, vesatra
Mila tononkira.serasera.org ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa pdbd ô tahio i dada, Neny, zandriko
Zoky malalako, ilay mpanoro hevitra ahy
Kasio ny tananao ny fony hitodika
Hatsiaro ilay fitia prjmdq madio sy marina
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô x4
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Mi-RayHits : 1502
Likes : 0 Like
Created by : Mi-Ray
Date : 18/02/2019 10:58
