Tsy misy fiadanam-po (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy umbis fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo xqdr sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho tononkira.serasera.org anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana apwx sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbasadoraVangy : 2914
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 25/02/2016 14:36