Zanaka adala (Ambasadora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Ry Raiko ifonako
Eto anatrehanao 'reo ota izay natao
Ka kqttu mifona, mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

Ref: Zaho 'lay zanaka adala
Nandao Anao ka niala
Nanalavitra Anao
'Lay niantso tononkira.serasera.org ahy hoe malala
Miverena ao am-bala
Ka mifona, mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

Ray ô! Ry Raiko ifonako
'Reo adalàna vita
He! Maro tsy voaisa
Ka mifona, zuegng mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

Ref: Zaho 'lay zanaka adala
Nandao Anao ka niala
Nanalavitra Anao
'Lay niantso ahy ogcmx hoe malala
Miverena ao am-bala
Ka mifona, mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

Ray ô! Ry Raiko inty aho
Hibebaka Aminao
Tsy hamerina izay natao
Ka mifona, mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

Ref: Zaho 'lay zanaka adala
Nandao Anao ka niala
Nanalavitra Anao
'Lay niantso ahy hoe malala
Miverena ao am-bala
Ka mifona, mifona e!
Ty Ray tsy mahafoy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ambasadora
Visites : 2576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 25/02/2016 14:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1863