Tsy misy fiadanam-po (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy tumnlc fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy duisn tomany tsy ho pnspw hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy tumnlc fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy duisn tomany tsy ho pnspw hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbasadoraVisites : 2915
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 25/02/2016 14:36
