Avelao any (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao any 'reo lasa gfobug ho levona
'Reo ditra sy toetra ratsy taloha
Tsy nahitako ny fiadanam-po
Tsy mendrika ny ho toetrako
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay fshk sitrakao
Avelao any ireo mpanenjika
F'izao hanaraka Anao ry Tsitoha
Efa tononkira.serasera.org hitako izao ny lala-marina
Arahiko sy hizorako
Fa mbola hafa ny miaraka Aminao
He!Tsara ny mitoetra akaikinao
Avelao any ireo ratsy taloha
Ho levona ka tsy hifoha
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay xknkv sitrakao
'Reo ditra sy toetra ratsy taloha
Tsy nahitako ny fiadanam-po
Tsy mendrika ny ho toetrako
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay fshk sitrakao
Avelao any ireo mpanenjika
F'izao hanaraka Anao ry Tsitoha
Efa tononkira.serasera.org hitako izao ny lala-marina
Arahiko sy hizorako
Fa mbola hafa ny miaraka Aminao
He!Tsara ny mitoetra akaikinao
Avelao any ireo ratsy taloha
Ho levona ka tsy hifoha
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay xknkv sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbasadoraVangy : 3265
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 25/02/2016 15:01
