Tsy misy fiadanam-po (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i tononkira.serasera.org Jeso
Ka kxggpzl na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy pxozqmc Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana dcoctbc anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tsy eo anilan'i tononkira.serasera.org Jeso
Ka kxggpzl na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy pxozqmc Jesosy ka any mitalaho
Fa Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana dcoctbc anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbasadoraVisites : 2794
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Merlia
Date : 25/02/2016 14:36
