Ray sy reny (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rankizy mihainoa ny ana-drainao
Mankatoava ny ana-dreninao
Fa ny hafa tsy hahavita anao
Hafa ihany ny ray sy reninao
Ref: Fitiavan-dray, fitiavan-dreny
Mitsinjo ny zanany
Mirary soa raha vao miteny
hmtdgrm Mahasoa ny anatra omeny
Ny zaza mankatoa mahafaly ny ray
Handova fitahiana gcgmgzv rahatrizay
Ny zaza mafy loha mampahory ny reniny
Mahafoy ny andro ireny
Rankizy manajà ny ray sy reninao
Dia ho maro andro sy tononkira.serasera.org ambinina ianao
Izay mahay manaja no omem-boninahitra
Na aiza misy tddqf azy, honina finaritra
Mankatoava ny ana-dreninao
Fa ny hafa tsy hahavita anao
Hafa ihany ny ray sy reninao
Ref: Fitiavan-dray, fitiavan-dreny
Mitsinjo ny zanany
Mirary soa raha vao miteny
hmtdgrm Mahasoa ny anatra omeny
Ny zaza mankatoa mahafaly ny ray
Handova fitahiana gcgmgzv rahatrizay
Ny zaza mafy loha mampahory ny reniny
Mahafoy ny andro ireny
Rankizy manajà ny ray sy reninao
Dia ho maro andro sy tononkira.serasera.org ambinina ianao
Izay mahay manaja no omem-boninahitra
Na aiza misy tddqf azy, honina finaritra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbasadoraVangy : 3476
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 25/02/2016 15:00
