Ray sy reny (Ambasadora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rankizy mihainoa ny ana-drainao
Mankatoava ny ana-dreninao
Fa ny hafa tsy vjrpstb hahavita anao
Hafa ihany ny ray sy tononkira.serasera.org reninao

Ref: Fitiavan-dray, fitiavan-dreny
  qbqumav      Mitsinjo ny zanany
       Mirary soa raha vao mbsusfjg miteny
       Mahasoa ny anatra omeny

Ny zaza mankatoa mahafaly ny ray
Handova fitahiana rahatrizay
Ny zaza mafy loha mampahory ny reniny
Mahafoy ny andro ireny

Rankizy manajà ny ray sy reninao
Dia ho maro andro sy ambinina ianao
Izay mahay manaja no omem-boninahitra
Na aiza misy azy, honina finaritra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ambasadora
Hits : 3534
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 25/02/2016 15:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369