Tsy misy fiadanam-po (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy fiadanam-po
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka wltj any mitalaho
Fa tononkira.serasera.org zudhgprp Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana iiwobfl sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
Raha tsy eo anilan'i Jeso
Ka na mafy aza ny manjo sy fahoriana
Antsoy Jesosy ka wltj any mitalaho
Fa tononkira.serasera.org zudhgprp Izy hanome fiadanana ho anao
Sy fifaliana ary koa fiainam-baovao
Ny fahoriana iiwobfl sy tomany tsy ho hitanao
Rehefa izy no mitantana anao
Anio tapaho ny hevitrao
Aza be hatak'andro lava izao
Fiainana mandrakizay no eo akaikin'Ilay Ray
Raha Jeso no fiainana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbasadoraVangy : 2793
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 25/02/2016 14:36
