Ny Tompo momba anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay hoe tsy manam-piahy,
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa ny Famonjen’i duhpwwc Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny bxpnr ony,
Tsy hanafotra anao izy anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha tononkira.serasera.org manary anao ny havanao
Ny olombelona vfkioii no mandao,
Fa ny Tompo momba anao
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa ny Famonjen’i duhpwwc Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny bxpnr ony,
Tsy hanafotra anao izy anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha tononkira.serasera.org manary anao ny havanao
Ny olombelona vfkioii no mandao,
Fa ny Tompo momba anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 9310
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/01/2004 10:20
