Ny Tompo momba anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay hoe tsy manam-piahy,
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa pcne ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara gepmfs fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa tononkira.serasera.org ny Famonjen’i Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny ony, mmufcxn
Tsy hanafotra anao izy anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha manary anao ny havanao
Ny olombelona no mandao,
Fa ny Tompo momba anao
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa pcne ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara gepmfs fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa tononkira.serasera.org ny Famonjen’i Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny ony, mmufcxn
Tsy hanafotra anao izy anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha manary anao ny havanao
Ny olombelona no mandao,
Fa ny Tompo momba anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 9422
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 26/01/2004 10:20
