MBOLA HAFA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho eo anilanao
Ry Tompo tia hmkdj sy mpamindra fo,
fa mbola hafa ny fitiavanao
navelanao ny hadisoako.
Ny vavaka izay tononona,
raha miresaka aminao,
dia nahitako fiononana
nitondra hery vaovao
Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray,
mahatahiry sy mamindra fo
mikolokolo ny Fanahy
mikarakara manasoa
Tsy mba navelanao ho irery
hiatrika ady mahavaky loha
fa indro tonga Ianao nijery
fitia tsy mananmpaharoa
Raha mbola hisy koa aactp ny farany
ny fanantenana no hiraina,
samy hahazo ny anjarany
fambola ho avy ny maraina.
Ny sandrinao no tononkira.serasera.org hifikirako
ny teninao no hianteherako
Sambatra loatra ny anilanao
fa mbola hafa ny FITIAVANAO
Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra ihyaqbhr Anao.....
Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana.
Ry Tompo tia hmkdj sy mpamindra fo,
fa mbola hafa ny fitiavanao
navelanao ny hadisoako.
Ny vavaka izay tononona,
raha miresaka aminao,
dia nahitako fiononana
nitondra hery vaovao
Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray,
mahatahiry sy mamindra fo
mikolokolo ny Fanahy
mikarakara manasoa
Tsy mba navelanao ho irery
hiatrika ady mahavaky loha
fa indro tonga Ianao nijery
fitia tsy mananmpaharoa
Raha mbola hisy koa aactp ny farany
ny fanantenana no hiraina,
samy hahazo ny anjarany
fambola ho avy ny maraina.
Ny sandrinao no tononkira.serasera.org hifikirako
ny teninao no hianteherako
Sambatra loatra ny anilanao
fa mbola hafa ny FITIAVANAO
Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra ihyaqbhr Anao.....
Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 4266
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/04/2007 07:10
