MBOLA HAFA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho eo anilanao
Ry Tompo tia sy mpamindra fo,
fa mbola hafa ny fitiavanao
navelanao ny hadisoako.
Ny vavaka izay tononona,
raha miresaka aminao,
dia nahitako paaiffss fiononana
nitondra hery vaovao
Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray,
mahatahiry sy mamindra fo
mikolokolo ny Fanahy
jskcgxx mikarakara manasoa
Tsy mba navelanao ho irery
hiatrika ady mahavaky loha
tononkira.serasera.org fa indro tonga Ianao nijery
fitia tsy mananmpaharoa
Raha mbola hisy koa ny farany
ny fanantenana no hiraina,
samy hahazo ny anjarany
fambola ho avy ny maraina.
Ny sandrinao no hifikirako
ny teninao no hianteherako
Sambatra loatra ny anilanao
fa mbola hafa ny brae FITIAVANAO
Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra Anao.....
Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana.
Ry Tompo tia sy mpamindra fo,
fa mbola hafa ny fitiavanao
navelanao ny hadisoako.
Ny vavaka izay tononona,
raha miresaka aminao,
dia nahitako paaiffss fiononana
nitondra hery vaovao
Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray,
mahatahiry sy mamindra fo
mikolokolo ny Fanahy
jskcgxx mikarakara manasoa
Tsy mba navelanao ho irery
hiatrika ady mahavaky loha
tononkira.serasera.org fa indro tonga Ianao nijery
fitia tsy mananmpaharoa
Raha mbola hisy koa ny farany
ny fanantenana no hiraina,
samy hahazo ny anjarany
fambola ho avy ny maraina.
Ny sandrinao no hifikirako
ny teninao no hianteherako
Sambatra loatra ny anilanao
fa mbola hafa ny brae FITIAVANAO
Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra Anao.....
Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 4267
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/04/2007 07:10
