Sambatra ny fo izay matoky (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny fo izay mahatoky
An'Andriamanitra ho hery
Fa dapvh tononkira.serasera.org ny fanahiany dia hitony
Ary ny finoany lycv tsy halemy x2
Raha alaim-panahy Dia handresy
Fa ny Tompo dia hanohana azy
Dia ho tsaroany indray ny Teny
Mampahery lava ny fanahy x 2
Raha tonga ny fakam-panahy
Mila hampirodana finoana
Aoka re hatoky tsy hanahy
F'ao Jesosy andry hijoroana x2
Dia tadidio ireo Maritiora
Izay nivesatra hazo fijaliana
Malagasy ireo tsy mba niroana
Azo barqltkm antoka ato hitokiana x 2
An'Andriamanitra ho hery
Fa dapvh tononkira.serasera.org ny fanahiany dia hitony
Ary ny finoany lycv tsy halemy x2
Raha alaim-panahy Dia handresy
Fa ny Tompo dia hanohana azy
Dia ho tsaroany indray ny Teny
Mampahery lava ny fanahy x 2
Raha tonga ny fakam-panahy
Mila hampirodana finoana
Aoka re hatoky tsy hanahy
F'ao Jesosy andry hijoroana x2
Dia tadidio ireo Maritiora
Izay nivesatra hazo fijaliana
Malagasy ireo tsy mba niroana
Azo barqltkm antoka ato hitokiana x 2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 04/02/2026 08:50
