Sambatra ny fo izay matoky (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny fo izay mahatoky
An'Andriamanitra ho hery
Fa ny fanahiany dia hitony
Ary ny finoany tsy halemy x2
Raha alaim-panahy Dia tononkira.serasera.org handresy
Fa ny Tompo symaw dia hanohana azy
Dia ho tsaroany indray ny Teny
Mampahery ship lava ny fanahy x 2

Raha tonga ny fakam-panahy
Mila hampirodana finoana
Aoka re hatoky tsy hanahy
F'ao Jesosy andry hijoroana x2
Dia tadidio ireo Maritiora
Izay pkzeby nivesatra hazo fijaliana
Malagasy ireo tsy mba niroana
Azo antoka ato hitokiana x 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0828