Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tokinay (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha reraky ny ady mahamay
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no pkmrqk fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao djsectyp dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay dnifnt Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao tononkira.serasera.org
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no pkmrqk fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao djsectyp dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay dnifnt Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Vangy : 1949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 08/11/2014 17:56
