Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tokinay (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha reraky ny ady mahamay
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tononkira.serasera.org tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka eayg aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho roqsp tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady wkmbzg mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tononkira.serasera.org tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka eayg aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho roqsp tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady wkmbzg mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Visites : 1831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bigdog
Date : 08/11/2014 17:56
