Tokinay (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha reraky ny ady mahamay
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa tononkira.serasera.org ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao wazyd no vatolampy
Ka aronay ggulcs (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao ipqf dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
Mila fiarovan-tena izahay
Aza avelanao hitady hafa indray
Fa ianao no fiherenay(fialofanay)
REFR:
Ianao no vatolampy
Ka aronay (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
2- Raha sarotra ny lalanay ety
Ka tsaroana ho mavesatra ny dia
Dia tohanonao izahay mba tsy hania
Fa tononkira.serasera.org ianao no tena Tompo (Tompo be fitia)
REFR:
Ianao wazyd no vatolampy
Ka aronay ggulcs (aronay tokoa)
Ny Fitiavanao ipqf dia ampy
Ho tanjakay (tanjakin'ny fo)
Haritray ny ady mafy
Fa tokinay Ray o!
Tokinay ny Fitiavanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Visites : 1898
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bigdog
Date : 08/11/2014 17:56
