Ny fiainako Jesoa (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jesoa foiko omena Anao
ny androko rehetra uhta Jesoa, atokako ho Anao;
Fiainanao Jesoa, nomenao avokoa
ny tononkira.serasera.org ranao nalatsakao baqvsd ho ahy
no fanavotana mba ho ahy mandrakizay

        Azoko antoka ny ho lxhj aviko
        satria efa Aminao ny tontoloko
        sy izay momba ahy
        Tsy hanan-tahotra aho, n'inona manjo
        satria efa resinao ilay satana fahavaloko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Vangy : 1173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 12/09/2019 17:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323