Ny fiainako Jesoa (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jesoa foiko omena tononkira.serasera.org Anao
ny androko rehetra qvfvmhd Jesoa, atokako ho Anao;
Fiainanao Jesoa, nomenao avokoa
ny ranao nalatsakao ho ahy
no fanavotana mba ho ahy mandrakizay
Azoko antoka ny ho aviko
satria efa Aminao vjskppid ny tontoloko
sy izay momba ahy
Tsy hanan-tahotra aho, n'inona manjo
aekod satria efa resinao ilay satana fahavaloko
ny androko rehetra qvfvmhd Jesoa, atokako ho Anao;
Fiainanao Jesoa, nomenao avokoa
ny ranao nalatsakao ho ahy
no fanavotana mba ho ahy mandrakizay
Azoko antoka ny ho aviko
satria efa Aminao vjskppid ny tontoloko
sy izay momba ahy
Tsy hanan-tahotra aho, n'inona manjo
aekod satria efa resinao ilay satana fahavaloko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Hits : 1174
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 12/09/2019 17:04
