Ianao no Kristy (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

O ry Ray Tsitoha mitalaho izahay
Fanahy Masinao arotsahy aminay.
Moa misy Tompo hafa ivavahanay?
Tsy misy afa-tsy Ianao

"Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velonaTsiky dia ampy
manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay"

Ianao Tomponay, ivavahanay
ametrahanay 'zay rehetra momba anay

"Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay"

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Mpamaky : 38
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 11/09/2019 15:40:36
ID : 12071

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo