Fahendrena (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

1- Ny fatahorana Anao no fiandoham-pahendrena
Ny fankatoavana Anao dia fiainana azo omena

Ref: Sitraky ny fo ny fanompoako Anao
Jeso oh! ry Zokinay
Ary andry iankinako: tokiko sy mamiko
mandrakizaTsiky dia ampyy

2- Matoky Anao anie aho ry Mpiandry ny foko hadio
ka havaozy ny heriko sy ny fanahiko ho mendrika ho tempolinao

Ref: Sitraky ny fo ny fanompoako Anao
Jeso oh! ry Zokinay
Ary andry iankinako: tokiko sy mamiko
mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Mpamaky : 319
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 27/11/2018 15:56:09
ID : 11178

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo