Fantatro izay inoako (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
C1: Efa fantatro izao
ny hatsaran'ny lalana izorako
Efa fantatro koa: ny hatsaran'izay inoako.
Fantatro koa ny marina:
ny eto an-tany tsisy azo itokiana
fa Izy irery ihany, dia i Jesoa izay tonga hamonjy ahy

Ref1: Jesoa, velona aho
izaho efa maty nefa velona indray

C2: Efa fantatro izao
ny hatsaran'ny lalana izorako
Efa fantatro koa: ny hatsaran'izay inoako.
Fantatro koa ny marina:
ny eto an-tany tsisy azo itokiana
fa Izy irery ihany, dia i Jesoa izay tonga hamonjy ahy

Ref2: Jesoa, misaotra Anao
na dia tsy mendrika aho, namindranao fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Vangy : 1493
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 11/09/2019 15:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232