Ny fiainako Jesoa (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jesoa foiko omena Anao
ny androko rehetra Jesoa, atokako ho Anao;
Fiainanao tononkira.serasera.org Jesoa, nomenao avokoa
ny ranao nalatsakao ho ahy
no fanavotana mba ho ahy mandrakizay

     pqyn    Azoko antoka ny ho aviko
        satria efa Aminao ny mlphc tontoloko
        sy izay momba ahy
      gqwvd   Tsy hanan-tahotra aho, n'inona manjo
        satria efa resinao ilay satana fahavaloko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Visites : 1172
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Herizo15
Date : 12/09/2019 17:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312