Andrandraina (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

Ref1:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny aty          (x4)

1- Ray! Ianao no andrandrainay
satria namorona izao rehetra izao
sy ny fisianay
Ref1:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Ianao miavia, mila Anao ny aty

2- Ray! AndraTsiky dia ampyndrainay koa
Ilay Zanakao
hanavotra anay olona mania
Ref2:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Jesoa miavia, mila Anao ny aty

3- Ray! Miandrandra Fanahy
hitarika ny dia raha mbola miaina ety
Fanahy Masina
Ref3:
Antoka eo amin'ny fiainana isan'andro
Fanahy miavia, mila Anao ny aty

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Mpamaky : 260
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 27/11/2018 13:00:28
ID : 11174

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo