Ianao no Kristy (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O udfeg ry Ray Tsitoha mitalaho izahay
Fanahy Masinao tononkira.serasera.org arotsahy aminay.
Moa misy Tompo hafa ivavahanay?
Tsy misy afa-tsy Ianao
"Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay"
Ianao Tomponay, ivavahanay
ametrahanay 'zay rehetra momba anay
"Ianao no Kristy Zanak'Andriamanitra velona
manana ny tenin'ny uwmjvfp fiainana mandrakizay" rbdnoghp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)Vangy : 1102
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 11/09/2019 15:40