Ny fiainako Jesoa (Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra))

Ny fiainako Jesoa foiko omena Anao
ny androko rehetra Jesoa, atokako ho Anao;
Fiainanao Jesoa, nomenao avokoa
ny ranao nalatsakao ho ahy
no fanavotana mba ho ahy mandrakitononkira.serasera.orgzay

        Azoko antoka ny ho aviko
        satria efa Aminao ny tontoloko
        sy izay momba ahy
        Tsy hanan-tahotra aho, n'inona manjo
        satria efa resinao ilay satana fahavaloko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Akon'ny Lanitra Mihira (Alarobia Mahafinaritra)
Mpamaky : 106
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Herizo15
Tamin'ny : 12/09/2019 17:04:15
ID : 12074

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo